(Translated by https://www.hiragana.jp/)
fruto - Wikibolana, raki-bolana malalaka

Volapoky

Ovay

  Tambinteny

fruto

  1. hanararaotra

  Tsiahy

Arie de Jong, Michael Everson: Wörterbuch der Weltsprache für Deutschsprechende: Vödabuk Volapüka Pro Deutänapükans

Espaniola

Ovay

  Anarana iombonana

fruto

  1. taranaka
  2. tombony azo avy amin'ny asa atao
  3. voankazo avy amin'ny zavamaniry, na mamy na tsy mamy (toy ny avokado na voatabia), azo hanina na tsy azo hanina
  4. voankazo na vokatra rehetra izay maniry
  5. vokatry ny hetsika, ny tsy fanaovana na ny toe-tsaina, sns

  Tsiahy

Portogey

Ovay

  Anarana iombonana

fruto

  1. voankazo
  2. voankazo; vokatra; valisoa
  3. zanaka vavy sy zanakalahy

  Fanononana

  Tsiahy