(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Ando — Wikipedia Aller au contenu

Ando

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 10 Aprily 2024 à 09:04 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Ando

Ny ando dia teten-drano madinika vokatry ny fitsiranoky ny eton-drano eny amin' ny rivotra. Amin' ny hariva (na amin' ny maraina koa) no isehoan' ny ando izay mipetaka amin' ny zavamaniry (indrindra amin' ny ravina) sy amin' ny zavatra mivaingana tsy voasarona ka mifampikasika amin' ny rivotra, rehefa mihena ny maripanan' izy ireo ka mampitsiranoka ny eton-drano ao amin' ny rivotra mifampikasoka aminy na manakaiky azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]