Tabory

Avy amin'i Wikipedia
Taovam-pananahan'ny lehilahy

Ny tabory na lataka dia taovam-pananahan' ny lehilahy ahafahany miray amin' ny vehivavy. Mirefy eo amin' ny 12 sm ka hatramin' ny 20sm izy io arakaraka ny olona. Maro anefa ny anarana iantsoana azy io araky ny toerana na faritra eto Madagasikara.