(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Mpahay fizika — Wikipedia

Ny mpahay fizika dia manam-pahaizana mandinika momba ny taranja fizika, izany hoe ilay siansa mikaroka ireo singa fototra ao amin'ny tontolo tsapa sy ny hery mampifandray azy ireo.