(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Catawba — Wikipedia Aller au contenu

Catawba

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Aogositra 2021 à 18:59 nataon'i InternetArchiveBot (dinika | fandraisan'anjara) (Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
  

Ny Catawba (mety koa voaantso Issa, na Esaw) dia mponina teratany ny amerika niaina eny avaratra-antsinanana ny Etazonia, manalavan'ny fefy ny North Carolina sy ny fefy ny South Carolina ; na dia vitsy ary izareo, nihady ny Catawba tamin'ny ady ho an'ny fahaveovantenan'i Etazonia

Lasa nia vitsy dia vitsy ny isam-poninan'ny Catawba kanefany ny Amerikana mandidin'azy eo manana fandrosona.

1.400 ny isam-ponina ny Catawba taminy taona 1996 ; ny ankabiazany miaina any South Carolina. Misy olona vitsy miaina any Oklahoma sy any Colorado.

Ny rezerva ny Catawba dia ao anaty ny York County (SC) ; olona 124 no nanomeno azy taminy 1990 ; ny teny Catawba, avy any aminy teny Sioux,

Mormon ny ankabiazan'ny Catawba

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]