カ
Apparence
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (
|
kana (
Fampiasana manokana :
|
rōmaji :
|
Ny カ amin'ny hiragana か dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy ara-baninteny » japoney voasokajy amin'ny kana. Ireo kana roa ireo dia samy midika [ka]. Avy amin'ny man'yogana
Afaka asiana dakuten io soratra io, mba hanome が amin'ny hiragana, ary ガ amin'ny katakana, midika [ga] amin'ny fandikana amin'ny abidy latina (romanisation) Hepburn. Ny sanda ara-peon'io kana io dia [gɑ] amin'ny fisiana voalohany ary miova [Na] et [ɣa] eny ampivoan'ny teny.
Ny handakuten (゜) dia tsy mandeha amin'ny ka tsotra anatin'ny lahatsoratra Japoney, mety ampiasain'ny mpandinika teny Japoney izy mba haneo ny fanononana an-orona [NA]
Zanapeo | k | s | t | n | h | m | y | r | w | n |
---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
あア | かカ | さサ | たタ | なナ | はハ | まマ | やヤ | らラ | わワ | んン |
a | ka | sa | ta | na | ha | ma | ya | ra | wa | n |
いイ | きキ | しシ | ちチ | にニ | ひヒ | みミ | りリ | ゐヰ | ||
i | ki | shi | chi | ni | hi | mi | * | ri | (wi) | |
うウ | くク | すス | つツ | ぬヌ | ふフ | むム | ゆユ | るル | ||
u | ku | su | tsu | nu | fu | mu | yu | ru | * | |
えエ | けケ | せセ | てテ | ねネ | へヘ | めメ | れレ | ゑヱ | ||
e | ke | se | te | ne | he | me | * | re | (we) | |
おオ | こコ | そソ | とト | のノ | ほホ | もモ | よヨ | ろロ | をヲ | |
o | ko | so | to | no | ho | mo | yo | ro | (wo) |