(Translated by https://www.hiragana.jp/)
1490 — Wikipedia Aller au contenu

1490

Avy amin'i Wikipedia
  


  


1490 Amin'ny kalandrie hafa
kalandrie Gregoriana 1490
MCDXC
Ab urbe condita 2243
kalandrie Armenianina 939
Kalandrie sinoa 4186–4187
Calendario ebreo 5250–5251
Kalandrie hindoa
~ Vikram Samvat
~ Shaka Samvat<

1545–1546
1412–1413
Kalandrie persana 868–869
kalandrie arabo 895–896
kalandrie Ronika 1740

Zava-nitranga

[hanova | hanova ny fango]
  • Nivadika kristianina i Nzinga Nkusu mpanjakan'i Kongo.
  • Zimbabwe : Namono an'i Monomotapa Nyahuma i Changamiré Voalohhany. Efatra na dimy taona tety aoriana, i Chikuyo, zanak'i Nyahuma dia namono i Changamire Voalohany ho an'ny famaliam-patin'ny dadany. Raikitra ny ady Changamire sy ny Monomotapa hatramin'ny faran'ny taonjato daha 17.
  • India : ny dinastian'ny Narasimba dia nilefitra tamin'ny fanjakan'ny « ben'ny rova ». I Narasa Nayaka, mpitondran'ny tafika, dia lasa « mpiaro « ny Empiran'ny Vikayanagar (tapitra amin'ny 1503).
  • Ny Portogey Pêro da Covilhã dia tonga tany India amin'ny avy amin'ny Ranomasina Mena.