(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Daroka baomba atômika tao Hiroshima sy Nagasaki — Wikipedia Aller au contenu

Daroka baomba atômika tao Hiroshima sy Nagasaki

Avy amin'i Wikipedia
Rahona holatra baomba atomika eo ambonin'i Hiroshima (ankavia) sy Nagasaki (ankavanana)

Ny daroka baomba atômika tao Hiroshima sy Nagasaki tamin'ny 6 sy 9 aogositra 1945, dia nanapoaka baomba atômika roa teo amin'ny tanànan'i Hiroshima sy Nagasaki Japoney i Etazonia. Nahafaty olona 129.000 sy 226.000 ny daroka baomba an'habakabaka, izay sivily ny ankamaroany, ary mijanona ho hany fampiasana fitaovam-piadiana niokleary amin'ny ady mitam-piadiana.