Fianakaviana
Apparence
Ny fianakaviana dia vondron' olona atambatry ny rohim-pihavanana noho ny fifandraisam-pianahana na noho ny fanambadiana, izay mifampizara raharaha sy mifampikarakara ny hafa.