(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Kiribaty — Wikipedia Aller au contenu

Kiribaty

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' i Kiribaty
Sarintanin' i Kiribaty

I Kiribaty na Kiribasy dia firenena ao Ôseania. Ny renivohiny dia i Tarawa. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 811 km2 ny velarany ary 103,500 ny isan' ny mponina ao aminy, araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2010. Ny faritr' ora dia +12, +13, +14.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.