Levi Eshkol
Apparence
![](https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6e/Portrait_of_prime_minister_Levy_Eshkol._August_1963._D699-070_%28crop%29.jpg/220px-Portrait_of_prime_minister_Levy_Eshkol._August_1963._D699-070_%28crop%29.jpg)
I Levi Eshkol na Levy Eshkol (hebreo: לוי אשכול) dia mpitondra fanjakana, praiminisitra fahatelo tao amin' ny Fanjakan' i Israely nanomboka tamin' ny taona 1963 ka hatramin' ny nahafatesany (noho ny aretim-po) tamin' ny taona 1969. Teraka tamin' ny 25 Ôktôbra 1895 - ary maty tamin' ny 26 Febroary 1969 izy.