(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Manica — Wikipedia Aller au contenu

Manica

Avy amin'i Wikipedia

19°06′59″S 33°29′00″E / 19.116390°S 33.483330°E / -19.116390; 33.483330

Manica
Tendrombohitra Zembe

Manica dia faritany ao  Mozambika. 62 272 km2 ny velarantaniny ary 1 945 994 ny isam-poniny (fanisana 2017). Ny faritany dia voahodidin'i Zimbaboe any andrefana, Faritanin'i Tete any avaratra andrefana, Faritany Sofala any atsinanana, Reniranon'i Save any atsimo, ary ony Zambezi any avaratra atsinanana. Chimoio no renivohitry ny faritany. Ny tendrombohitra avo indrindra any Mozambika, ny Tendrombohitra Binga (2436 m), dia ao amin'io faritany io[5] akaikin'ny sisintany amin'i Zimbaboe.