Sidôna
Apparence
![](https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/SidonNewCity.jpg/220px-SidonNewCity.jpg)
I Sidôna, izay fantatra amin' ny anarana hoe Sayda na Saida (Arabo: صيدا), no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Libanona. Any amin' ny Governemanta atsimo no misy azy, ary io no renivohitra, ao amin' ny morontsirak' i Mediteranea. I Tirôsy na Tira any atsimo ary ny renivohitra Beirut any avaratra dia samy 40 km avokoa. I Sidôna dia misy mponina manodidina ny 80 000 ao anatin' ny fetran' ny tanàna, raha ny velaran-tanànany kosa dia manana mponina mihoatra ny iray tapitrisa.