(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Sindy (vahoaka) — Wikipedia Aller au contenu

Sindy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy sindy

Ny Sindy dia vondrom-poko ara-piteny ao amin' ny faritany pakistanein' i Sindh, izay miteny sindy, izay fiteny indô-ariana. Misy 30 tapitrisa eo ho eo ny Sindy ao Pakistàna, izay 15 % eo amin' ny mponina ao amin' ilay firenena ary 60 % amin' ny an' ny faritanin' i Sindh. Izy ireo no vondrom-poko faharoa na fahatelo betsaka indrindra ao amin' io firenena io, aorian' ny Ponjaby sy na ny Pastona aza.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]