(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Toyota - Wikibolana, raki-bolana malalaka Aller au contenu

Toyota

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Japoney

[Ovay]

Rômanizasiona

Toyota

  1. rômanizasiôna ny teny とよた

Anglisy

[Ovay]

Anarana

Toyota

  1. marika fiara novokarin'ny Toyota
  2. ny Toyota Motor Corporation, mpanamboatra fiara Japoney
  3. tanàna iray akaikin'i Nagoya any Japana, izay misy ny foiben'ilay mpanamboatra mitondra ny anarany

Fanononana

  • () IPA(key): /tɔɪˈəʊtə/
  • () IPA(key): /tɔɪˈoʊtə/, /taɪˈoʊtə/, [tɔɪ̯ˈoʊ̯ɾə], [taɪ̯ˈoʊ̯ɾə]

Tsiahy