(Translated by https://www.hiragana.jp/)
tsiky - Wikibolana, raki-bolana malalaka Aller au contenu

tsiky

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Jereo koa : -tsiky

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « tsiky » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 tsikiko tsikinay, tsikintsika
2 tsikinao
(tenim-paritra) tsikin'angao
tsikinareo
3 tsikiny
(tenim-paritra) tsikin'anjy
(Sihanaka) tsikin-jareo
K- tsikin'
tsikin-
tsikim-

tsiky  ♦ X-SAMPA : t͡sikʲ

  1. Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendromolotra roa ka mampise ho hamiranana na atao ho fa koa aza ho fanesoana[1]
    • (Ohatra tsy ampy)

Dikan-teny

  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison