(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Guangdong — Wikipedia Aller au contenu

Guangdong

Avy amin'i Wikipedia
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.
Guangdong
Firenena  Sina
Velarantany 177 900 km2
Isam-ponina 104 303 132 mpo.
Hakitroka
Renivohitra Guangzhou
Ben'ny faritany Zhu Xiaodan


Ny faritanin'i Guangdong

Guangdong (anarany sinoa 广东しょう izay dikaina soratra hoe Guǎngdōng Shěng araka ny dikan-tsoratra pinyin) dia faritany iray ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny dia Guangzhou. Ny isam-poniny dia 104 303 132 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 20° 13' hatramin'ny 25° 31' N ary 109° 40' hatramin'ny 117° 20' E.