Fahalalahana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fahafahana na fahalalahana dia ny toetran' ny olona tsy voageja sy tsy iharan' ny faneriterena fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony. Ny filôzôfia, ny sôsiôlôjia, ny teôlôjia ary ny taranja maro samihafa dia samy afaka mamaritra ny ataony hoe fahafahana na fahalalahana. Betsaka anefa ny zavatra mametra izany fahalalahana izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]