(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Heliôpôlisy — Wikipedia Aller au contenu

Heliôpôlisy

Avy amin'i Wikipedia

Heliôpôlisy (I͗wnw, Iunu na 𓉺𓏌𓊖; Ejiptanina taloha: I͗wnw, Kopta: ⲱⲛ; Grika: Ἡλιούπολις, Hēlioúpοおみくろんlis) dia tanàna lehibe tany Ejiptana taloha. Io no renivohitry ny Egiptana faha-13 ny Heliôpôlitana avy any Ejipta Ambany ary ivon-toerana ara-pivavahana lehibe. Any Ayn Shams no misy azy ankehitriny, faritra avaratra atsinanan'ny Kairo.