(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Ruvuma — Wikipedia Aller au contenu

Ruvuma

Avy amin'i Wikipedia
Reniranon'i Mozambika
Unity Bridge Tanzania

Ny reniranon'i Ruvuma dia reniranon'i  Mozambika. izy io no manamorona ny sisintany manasaraka an’i Tanzania sy Mozambika. Mirefy 998 km ny halavan’ilay renirano, ary misy koveta fanariana rano mirefy ~155,000 km2.