(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Sjælland — Wikipedia Aller au contenu

Sjælland

Avy amin'i Wikipedia

55°41′N 12°34′E / 55.683°N 12.567°E / 55.683; 12.567

Sjaelland
Kaopenagy, Danemark

Sjælland (frantsay sy alemà: Seeland) no nosy lehibe indrindra any amin'ny Ranomasina Baltika sy Danemark, izay mirefy 7 031,3 km². Miaraka amin'ny mponina 2.369.347 (1 Janoary 2023), manodidina ny 40% amin'ny mponina any Danemark no mipetraka ao.

Ny tetezana mankany Malmö, Soeda eo ambonin'ny Øresund

Sjaelland dia eo anelanelan'ny saikinosy Danoà sy Soeda. Ao amin’io nosy io ny renivohitr’i Danemark, Kaopenagy.