(Translated by https://www.hiragana.jp/)
catena - Wikibolana, raki-bolana malalaka Aller au contenu

catena

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

catena

  1. andianà zavatra mifandraika

Fanononana

Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Anarana iombonana

catena

  1. fatorana, famatorana; fanekena, famoretana
  2. fatorana, tady
  3. rojo vy
  4. tady, tariby sns. izay mitazona zavatra eo amin'ny toerany nefa mamela ny fivezivezena

Tsiahy

Latina

[Ovay]

Anarana iombonana

catena

  1. rojo vy

Fanononana

Tsiahy

Portogey

[Ovay]

Anarana iombonana

catena

  1. tany maromaro mifanalavitra amin'ny hantsana iray

Fanononana

  •  

Tsiahy