(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Sjælland: Fahasamihafan'ny versiona — Wikipedia Aller au contenu

Sjælland: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy noforonina tamin'ny « {{coord|55|41|N|12|34|E}} thumb|Sjaelland thumb|left|[[Kaopenagy, Danemark]] '''Sjælland''' (frantsay sy alemà: ''Seeland'') no nosy lehibe indrindra any amin'ny Ranomasina Baltika sy Danemark, izay mirefy 7 031,3 km². Miaraka amin'ny mponina 2.369.347 (1 Janoary 2023), manodidina ny 40% amin'ny mponina any Danemark no mipetrak... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9: Andalana faha-9:
{{Commonscat|Zealand}}
{{Commonscat|Zealand}}


[[de:Seeland (Dänemark)]]
[[Sokajy:Nosy Danemarka]]
[[Sokajy:Nosy Danemarka]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Septambra 2024 à 07:41

55°41′N 12°34′E / 55.683°N 12.567°E / 55.683; 12.567

Sjaelland
Kaopenagy, Danemark

Sjælland (frantsay sy alemà: Seeland) no nosy lehibe indrindra any amin'ny Ranomasina Baltika sy Danemark, izay mirefy 7 031,3 km². Miaraka amin'ny mponina 2.369.347 (1 Janoary 2023), manodidina ny 40% amin'ny mponina any Danemark no mipetraka ao.

Ny tetezana mankany Malmö, Soeda eo ambonin'ny Øresund

Sjaelland dia eo anelanelan'ny saikinosy Danoà sy Soeda. Ao amin’io nosy io ny renivohitr’i Danemark, Kaopenagy.