(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Isa miiba — Wikipedia Aller au contenu

Isa miiba

Avy amin'i Wikipedia

Ny isa miiba dia izay isa latsaky ny aotra. Ny isa miiba dia isa toy ny −3, −100, sns. Ao amin'ny isa miiba dia ahitana ireo isa voasaina miiba, ireo isa tsy voasaina miiba ary ireo isa voatsapa miiba. Azo atao ny mihevitra ny isa miiba ho fanitaran'ny isa miabo.