(Translated by https://www.hiragana.jp/)
Miraefadafy — Wikipedia

Ny miraefadafy dia marolafy (efadafy raha ny tena marina) izay manana lafy efatra mitovy halava ary misy zoro efatra mitovy tsiroaroa. Ny efamira dia karazana miraefadafy.

Miraefadafy

Jereo koa

hanova